Ambondrona - Tsy Adala Aho (Chords) Nataon'i Nicolas RAPIERA www.ambondronasite.com It's the same chords until the bridge and the end. Intro: G - Am - C - Am G (320003@1) Am (x02210@1) Sao heverinao ho adala aza aho C (x32010@1) AmLeo (x02210@1)miandry anao G (320003@1) AmToa (x02210@1)tsy hohaiko intsony ny mitana C (x32010@1) Am (x02210@1)Ilay fitiavako taloha. (in-2) G (320003@1) Am (x02210@1) Izany foana ve no hiainako C (x32010@1) Am (x02210@1)Rehefa eo ianao ? G (320003@1) AmSao (x02210@1)kosa ary neninao C (x32010@1) Em (022000@1)Ny nahita ahy ? Tsia sanatria ny lany manja Izay niarahana hatrizay Tofoka loatra aho, leo anao Ka ny miala sisa no azo atao Izany foana ve ny hiainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Bridge: G-Am-C-Am Tsy zakanao Raha miresaka ny ataonao Ka aleo hijanona eo F'izay vita aleo hivalona ho tantara Manavao indray no mety Izany foana ve ny iainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Rehefa eo ianao... Sao kosa ary neninao ny nahita ahy ? Sao heverinao ho adala aza aho ?