• Song:

    Tsy Adala Aho

  • Artist:

    Ambondrona

sponsored links
Ambondrona - Tsy Adala Aho (Chords)
Nataon'i Nicolas RAPIERA
www.ambondronasite.com

It's the same chords until the bridge and the end. 

Intro: G - Am - C - Am

G (320003@1)                        Am (x02210@1)                                           
Sao heverinao ho adala aza aho
C (x32010@1)                    AmLeo (x02210@1)miandry anao
G (320003@1)                                       AmToa (x02210@1)tsy hohaiko intsony ny mitana
C (x32010@1)                  Am (x02210@1)Ilay fitiavako taloha.
(in-2)
G (320003@1)                        Am (x02210@1)
Izany foana ve no hiainako
C (x32010@1)            Am (x02210@1)Rehefa eo ianao ?
G (320003@1)                 AmSao (x02210@1)kosa ary neninao 
C (x32010@1)            Em (022000@1)Ny nahita ahy ?


Tsia sanatria ny lany manja
Izay niarahana hatrizay
Tofoka loatra aho, leo anao
Ka ny miala sisa no azo atao

Izany foana ve ny hiainako
Rehefa eo ianao ?
Sao kosa ary neninao 
Ny nahita ahy ?

Bridge:
G-Am-C-Am
Tsy zakanao
Raha miresaka ny ataonao
Ka aleo hijanona eo
F'izay vita aleo hivalona ho tantara
Manavao indray no mety

Izany foana ve ny iainako
Rehefa eo ianao ?
Sao kosa ary neninao 
Ny nahita ahy ?

Rehefa eo ianao...

Sao kosa ary neninao ny nahita ahy ?
Sao heverinao ho adala aza aho ?


Show more
sponsored links
sponsored links